Description
Paroles de Tsy nambaranao – Fara Andriamamonjy – Tononkira
Raha ho any an-danitra isika,
Hijoro eo amin’ny fitsaràna,
Hifaly sy hiravo hanatrika ny Tompo.
Nefa hisy maro any,
Hijery anao ka hitomany,
Hihikiaka sy hidradradradra hoe:
Ref: Tsy nambaranao ahy Izy
Tsy nasehonao ahy ny mazava.
Hitanao isanandro aho,
Fantatrao ny momba ahy
Nefa tsy nambaranao Jesoa.
Raha tsapanao fa Jesoa dia tena tia anao
Sy malahelo izao tontolo izao mbola very
Apetraho izay mavesatra
Dia ambarao ilay fitiavana
Sao mbola hisy ihany hilaza hoe:
Ref: Tsy nambaranao ahy Izy
Tsy nasehonao ahy ny mazava.
Hitanao isanandro aho,
Fantatrao fa very aho
Nefa tsy nambaranao Jesoa.
Détails du fichier
Titre | Tsy nambaranao |
Artiste | Fara Andriamamonjy |
Vitesse de transmission | 128 Kbits/s |
Durée | 00:04:11 |
Genre | Gospel |
Format disponible | WMA, MP3 |
Avis
Il n'y pas encore d'avis.