0
Description
Paroles de Misaora – Fara Andriamamonjy – Tononkira
Misaora an’I Jehovah ry fanahiko
Ary izay rehetra ato anatiko
Misaora ny anarany masina
Misaora an’I Jehovah ry fanahiko
Ary aza misy adinoina
Ny fitahiany rehetra.
Ref: Izay mamela ny helokao rehetra
Izay manasitrana ny aretinao rehetra
Izay mitondra famonjena feno ho anao
Aleloia !
Bridge : Famonjena feno ho anao
Famonjena feno ho anao.
Ref: Izay mamela ny helokao rehetra
Izay manasitrana ny aretinao rehetra
Izay mitondra famonjena feno ho anao
Aleloia !
Détails du fichier
Titre | Misaora |
Artiste | Fara Andriamamonjy |
Vitesse de transmission | 128 Kbits/s |
Durée | 00:06:29 |
Genre | Gospel |
Format disponible | WMA, MP3 |
Avis
Il n'y pas encore d'avis.