Aoka hatoky Azy – Fara Andriamamonjy

600 Ar

Titre : Aoka hatoky azy
Artiste : Fara Andriamamonjy
Album : Misaora!

Description

Paroles de Aoka hatoky Azy – Fara Andriamamonjy – Tononkira

Ref : Aoka hatoky Azy ny fonao
Atolory Azy ny fiainanao
F’Izy no hitantana ny hoavinao izay mampanahy anao

Maizina ve ny ampitsonao,
Ka tsy fantatrao izay tokony atao ?
Aza manary toky
Fa mbola ao Jesoa
Mbola ao Jesoa tia.
Izy ilay fahazavana hatrizay
Mbola hanazava anao indray
Ianao izay anaty aizina
Izay mitady fiainana.

Ref : Aoka hatoky Azy ny fonao
Atolory Azy ny fiainanao
F’Izy no hitantana ny hoavinao izay mampanahy anao

Jesoa ilay fahazavana hatrizay
Mbola hanazava anao indray
Ianao izay anaty aizina
Izay mitady fiainana.

Détails du fichier

Titre Aoka hatoky azy
Artiste Fara Andriamamonjy
Vitesse de transmission 128 Kbits/s
Durée 00:40:31
Genre Gospel
Format disponible WMA, MP3

Informations complémentaires

Artiste

Genre musical

Format

MP3, WMA

Qualité musicale

128 Kbs

Durée

00:40:31

Avis

Il n’y pas encore d’avis.

Soyez le premier à laisser votre avis sur “Aoka hatoky Azy – Fara Andriamamonjy”

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *