Description
Paroles de Velona Jesosy – Fara Andriamamonjy – Tononkira
Ref : Velona Jesosy, resiny ny fahafatesana
Tsy nahatazona Azy
Tsy nahatazona ny fasana
Fa ny heriny dia …
Mahagaga tsy takatry ny saina
Velona Jesosy
Tsy miova omaly, anio, mandrakizay.
O sokafy ny fo
Andrandrao ny maso
Asandrato ny feo hiderana Azy.
Fa Izy mpanjaka
Ny hery rehetra rehetra miasa
Ary koa mpandresy izay fahavalo ety
Ref : Velona Jesosy, resiny ny fahafatesana
Tsy nahatazona Azy
Tsy nahatazona ny fasana
Fa ny heriny dia …
Mahagaga tsy takatry ny saina
Velona Jesosy
Tsy miova omaly, anio, mandrakizay.
Velona mandrakizay,
Velona mandrakizay …
Détails du fichier
Titre | Velona Jesosy(Version Original) |
Artiste | Fara Andriamamonjy |
Vitesse de transmission | 128 Kbits/s |
Durée | 00:03:50 |
Genre | Gospel |
Format disponible | WMA, MP3 |
Avis
Il n'y pas encore d'avis.