Description
Paroles de Tiako Ianao Jesoa – TGC – Tononkira
Ny fiainako taloha
Tsy mbola nisy Anao
Tsaroako maizina tokoa
Fiainan’izao tontoo izao
Nirenireny teny
Tsy mba nisy mpananatra
Ny saina, ny fo(ny) fiteny
Naloto tsy nitsahatra
Ny fioinako taloha
Feno havononam-po
Nanandran-tena fatratra
Nihevi-tena ho lafatra
Nanandro-tena fatratra
Ankehitrinby aho
Mino toka
Fa Ianao ilay Mpamonjy
Manao izay mahasoa
Tiako Ianao
Tiako lanao Jeso, Tao anatin’ny haizina aho no nantsoinao
Tiako Ianao Jeso, olona voafatotra aho fa novahanao
Tao anatin’ny ditra sy ny hadalana, Nogejahin’ny ratsy sy ny fahotana
Jesosy ô! Fahasoavanao no mbola naha toy izao ahy
Ankehitriny aho fenofitiavana sady feno fitahiana
Feno fahasoavana, feno fifaliana satria navadikao fandresena ny fijaliako
Navadikao ny fahalemena ho fifaliako. Tsy zakanao jerena ny fahotako
Tsy hivadika Aminao intsony aho Ray
Ataoko ampy ahy izay hadalako izay
Soa fa teo lanao namoniy ahy, Soa fa teo Ianao tsy nehafoy ahy
Misaotra Andriamanitra ôI Noho izay soa rehetra nomenao ahy
Misaotra hatramin’ny fitahiam-panahy
Misaotra, fa lehibe loatra
lanao no namafa ny ranomaso tamin’ny tavako
lanao irery no mbola ho antsoitsin’ny tavako
Hanambara ny voninahitrao aho
Hanandratra avo ny Anaranao aho
Raha mbola velon’aina koa Tompo ô!
N’aiza n’aiza misy ahy n’inon’inona manjo.
Ataoko velona lalandava ato am-poko
Fa tiako lanao
Tiako lanao Jeso, lanao ilay tsy nandao
Amen
Tiako Ianao Jesoa – Tana Gospel Choir
- Type : produit numérique téléchargeable
- Format : Un fichier MP3 + Un fichier WMA + un fichier licence unique
- Qualité : 192 kbps
- Autorisations incluses par l’auteur :
- droit de lecture à titre personnelle et familiale
- aucune limite de téléchargement
- aucune limite de nombre d’ordinateur ou téléphone
Avis
Il n'y pas encore d'avis.