Inty aho – TGC

900 Ar

Artiste : TGC
Album : Mandrakizay
Genre : Gospel

Vendu par TGC
Signaler un abus
Catégorie :

Description

Paroles de Inty aho – TGC – Tononkira

Matetika aho no lavo Ray oh
Niodina lavitra Anao
Namotsitra ny Tananao aho Tompo oh
Nanao izay tiako hatao
Niseho nahavita tena irery
Nitoky tamin’ny herika
Hay vao tsy eo Ianao dai very oh
Sahy nandao Anao aho

Ianao teo foana
Tsy nanadinao oh
Ianao tia foana
Fa zaho tsy nino oh
Tsaroako tsy nisy dikany ny fiainako
Sahy nandao Anao aho

Soa ihany
Fa nisy Anao
Soa ihany
Fa teo Ianao

Nosokafanao ny masoko
Hay zaho mihitsy no tianao vonjena
Nomznzo fitiavana aho maimaim-poana
Maty aho fa velona indray
Zay vao hitako ny Voninahitrao
Zay vao tsapako ‘lay Tananao mihazona ahy
Mivoady aho Tompo hanompo Anao
Zaho efa saika very

Vonona aho Tompo
Ka iraho
Vonona aho
Hanompo Anao

Inty aho
Iraho aho

Inty aho – Tana Gospel Choir

  • Type : produit numérique téléchargeable
  • Format : Un fichier MP3 + Un fichier WMA + un fichier licence unique
  • Qualité : 192 kbps
  • Autorisations incluses par l’auteur :
    • droit de lecture à titre personnelle et familiale
    • aucune limite de téléchargement
    • aucune limite de nombre d’ordinateur ou téléphone

Informations complémentaires

Artiste

Genre musical

Album

Format

MP3, WMA

Qualité musicale

192 Kbps

Avis

Il n’y pas encore d’avis.

Seulement les clients connectés ayant acheté ce produit peuvent laisser un avis.

Questions et Réponses

Vous n'êtes pas connecté

Il n’y a pas d’autres offres