Description
Paroles de Tsisy Kara Zegny – TGC – Tononkira
Rainay Masina izay any an-danitra any! Tsara Ianao
‘Zahay zanakao eto ambonin’ny tany! Izao miantso izao
Anao anie ny haja sy ny voninahitra! Aterinay ny fisaorana
Eh! Mahafinaritra eh! Ny manana Anao
Ref : Fa “tsisy” tsara e! toy ny anilanao
“Tsisy” miafina tsy hitanao
Fa mahery tsy takatry ny saina
Ny herinao Ray be fitia
‘Zahay zanakao mba tsy haniasia
Tsara e, ny anilanao
“Tsisy” miafina tsy hitanao
Fa mahery tsy takatsy ny saina
Ny herinao Ray be fitia
Izahay zanaka mba tsy haniasia
Ny talentanay dia avy Aminao! Mahare Ianao mahery
Ho toriana amin’izao tontolo izao! Hatahorana ny masonao mijery
Izahay dia mbola hidera ny Anaranao foana! Fa irakao izahay
Ho vavolombelona mandavan-taona Ray ô! Sy ho mandrakizay
Fa tsara loatra e! Ny eo anilanao
Mitoria fiadanana be dia be ho anay, ‘Reny rehetra ireny
Ny fianinanay Ray ô! Vao nandray Anao
Feno hafaliana foana arô! “Tsisy” ka raha zegny
Tsy misy maharo mandrakizay eo an-tananao! Ny eo anilanao
Maharavoravo e! Reny rehetra ireny
Ny fiainana ‘zay saiky nankalao! Vao nadray ireny
Tonga saina satria namboarinao! “Tsisy” ka raha zegny
Fitahiana be ny maraca Aminao ô!”Tsisy” ka raha zegny
Fahagagana nomenao ny zanakao ô!”Tsisy” ka raha zegny
Fandresena be ny miaraka aminao ô!”Tsisy” ka raha zegny
Tsisy Kara Zegny – Tana Gospel Choir
- Type : produit numérique téléchargeable
- Format : Un fichier MP3 + Un fichier WMA + un fichier licence unique
- Qualité : 192 kbps
- Autorisations incluses par l’auteur :
- droit de lecture à titre personnelle et familiale
- aucune limite de téléchargement
- aucune limite de nombre d’ordinateur ou téléphone
Avis
Il n'y pas encore d'avis.