Description
PAROLES
Ref : Tsara fiafara
Maro ireo fombafomba
Nasolony Anao Ray Tompo Andriamanitra
Fa jamban’ny ota, Tsy ampy finoana, mora mivadika
Dia naleony harena,
Fahasambarana tsy mba maharitra
Fa raha ilay famonjena,
Ilay fanekena efa nolavina
Ho anao mbola variana
Mbola misalasala
Tsy handary ilay hafatra
Sao tavela sondriana ianao
Tsy handova lanitra
Ref : Zahay tsy miova, tsy hanary Anao
Fa Jesoa no lova am-ponay ao
Mpitari-dia no masoandro
Jesoa fidio, tsy ho tojo ny nenina
Zao re no tadidio ,Izy mbola hiverina
Zay tsara vatsy, tsy ho very anjara
Ario ny ratsy, raha te ho soa fiafara
Ah jilahy e! Tandremo ny afara
Ah zavavy e! Tsy ho very anjara
Baba, niny e! Malaky tsy ho tara!
Tsikajiaby e! Ho tsara fiafara.
Amen!
Haleloia!
Tsara Fiafara – Tana Gospel Choir
- Type : produit numérique téléchargeable
- Format : Un fichier MP3 + Un fichier WMA + un fichier licence unique
- Qualité : 192 kbps
- Autorisations incluses par l’auteur :
- droit de lecture à titre personnelle et familiale
- aucune limite de téléchargement
- aucune limite de nombre d’ordinateur ou téléphone
Avis
Il n'y pas encore d'avis.