Description
Paroles
Ho sasa-poana izy fa tsy hahazo anay
Miady Aminao izay manafika anay
Fahavalo resy tsy atahoranay
Jesosy miaraka aminay
Oh
Ianao miandany aminay
Oh
Azo antoka ny ho avinay
Ny Fanahinao no marika aminay
Efa voavidin’ny rànao izahay
Zanakao no iantsoanao anay
Nataonao endrikao izahay
Oh
Ianao miandany aminay
Oh
Azo antoka ny ho avinay
Asa tsara no natombokao
Mba hahatonga ahy ho toa Anao
Mientanentana ny ato anaty
Ho tanteraka aho atsy ho atsy
Oh
Ianao miandany aminay
Oh
Azo antoka ny ho avinay
Contenu du produit
- Type : produit numérique téléchargeable
- Format : Un fichier MP3 + Un fichier WMA + un fichier licence unique
- Qualité : 192 kbps
- Autorisations incluses par l’auteur :
- droit de lecture à titre personnelle et familiale
- aucune limite de téléchargement
- aucune limite de nombre d’ordinateur ou téléphone
Avis
Il n'y pas encore d'avis.