Famaritana
Paroles de Misaora Azy – TGC – Tononkira
Tsy olona miandrandra fitahiana ianao
Fa velona ambany fahasoavana e!
Tokony hisaotra ny Tomponao ianao
Fa noraisiny ho tena zanany
Ref 1 : Misaora Azy, miderà ny Anarany
Misora Azy fa tiany ianao
Tsy tokony hiaina amin’ny fijaliana ianao
Fa velona ambany fahasoavana e!
Efa nentin’i Jesoa ny fahoariana,
‘Zay ka tena Fitiavana e!
Ref 2 : Misaotra Ray o!Fa tianao zahay e!
Misaotra Ray o! Mnkasitraka e!
Efa lasa ny zavatra taloha
Jesoa ihany no tompoina e!
Amin’izay rehetra atao
Tano mafy ny finoana e!
Eh misaotra Anao!
Eh misaotra Anao!
Misaora Azy – Tana Gospel Choir
- Type : produit numérique téléchargeable
- Format : Un fichier MP3 + Un fichier WMA + un fichier licence unique
- Qualité : 192 kbps
- Autorisations incluses par l’auteur :
- droit de lecture à titre personnelle et familiale
- aucune limite de téléchargement
- aucune limite de nombre d’ordinateur ou téléphone
Hevitra
There are no reviews yet.