Famaritana
Paroles de Lehilahy mahery – TGC – Tononkira
Ref : Lehilahy mahery
Zoky be fitia
Zanak’Andriamanitra i Kristy
Nosoran’Andriamanitra tamin’ny Fanahy Masina
Nandehandeha nanao soa tetsy sy teroa
Nanasitrana ny marary
Mampifaly an’izay mijaly
Nanadio ny boka
Tsy mitsara ny mpanota
Fa nizara fitiavana
Mankahesa aty amiko hoy lzy
lanareo izay miasa fatratra sy mavesatr’entana
Izaho no hanome anareo fitsaharana
Dia toy izany ry Zakaiosy
Teo koa Nikôdemôsy
Hatramin’i Lazaro sy tany am-pasana
Mbola natsangany ho velona
Ao aminy
Misy ny tsara
Mikarakara
Fifaliana
Fiadanana
Fitiavana
Hananany be dia be
Tsara
Lehilahy mahery
lzy nanasitrana ny marary
Jesosy nampifaly an’izay mijaly
Ho anao izay miasa fatratra
Olo-mavesatr’entana
Inty misy fisaharana
Jesosy no anarany
Lehilahy tsara io tsy mivazivazy
Feno soa izay manantona Azy
Andao izay vonona hanaraka Azy
Lehilahy mahery – Tana Gospel Choir
- Type : produit numérique téléchargeable
- Format : Un fichier MP3 + Un fichier WMA + un fichier licence unique
- Qualité : 192 kbps
- Autorisations incluses par l’auteur :
- droit de lecture à titre personnelle et familiale
- aucune limite de téléchargement
- aucune limite de nombre d’ordinateur ou téléphone
Hevitra
There are no reviews yet.