Description
Paroles de Lehibe Jehovah – TGC – Tononkira
Ref 1 : Lehibe Jehovah mendrika ho deraina e
Ny Anarany irery ihany no mendrika ankalazaina e
Jehovah izany mahery izany
Lay namorona ny tany
lzy no mamorona ny biby
Ny olombelona, ny hazo sy ny rano
lzy ilay mpizara fifaliana
Mampifaly ny zanany
Tsy manary koa lzy amin’ny fahorianoa
Ho an’ izay mino ny Anarany
Izy eo foana maraina, atoandro, hariva
Vao antsoina lzy dia mamaly
Jehovah Tompo Andriamanitra irery ihany
No mahavita izany
Ref 2 : Oiaie
Marina zony e
Tsara ny Ray
Tsara lzy eh, mpanao ny tsara
Tsy manavakavaka
Sambatra be zay manaraka Azy
Fa lzy mpizara fitiavana
Raha tojo filaliana ianao
lzy ihany isaorana
Mandritry ny androm-piainana
Izy ihany atahorana e
Marina zany, tsara ny Ray
Raha mahatsiaro irery ianao
Miady amin’ny fiainana
Raha te hahazo hery ianao
Izy ihany itarainana e
Marina izany, tsara ny Ray
Raha tojo fahoriana ianao
Nilaozan’ny havana
Ny Tompo ihany tadiavina
Dia hahatsiaro maivamaiva
Marina izany, tsara ny Ray
Andriamanitra irery ihany e l Tsara ny Ray a!
Tompon’ny fahatsarana izany e ! Tsara ny Ray a!
Tompon’ny fahagagana izany e !Tsara ny Ray a!
Tsy mba hanary anao Jehovah ! Tsara ny Roy a!
Mba tiany raha ianao no miova e I Tsara ny Ray a!
Nomeny famonjena isika e ! Tsara ny Ray a!
Aoka mba tena hanaraka Azy e! Tsara ny Ray a!
Tsara ny Ray a!
Lehibe Jehovah – Tana Gospel Choir
- Type : produit numérique téléchargeable
- Format : Un fichier MP3 + Un fichier WMA + un fichier licence unique
- Qualité : 192 kbps
- Autorisations incluses par l’auteur :
- droit de lecture à titre personnelle et familiale
- aucune limite de téléchargement
- aucune limite de nombre d’ordinateur ou téléphone
Avis
Il n'y pas encore d'avis.