Description
Paroles de Aoka hatoky Azy – Fara Andriamamonjy – Tononkira
Ref : Aoka hatoky Azy ny fonao
Atolory Azy ny fiainanao
F’Izy no hitantana ny hoavinao izay mampanahy anao
Maizina ve ny ampitsonao,
Ka tsy fantatrao izay tokony atao ?
Aza manary toky
Fa mbola ao Jesoa
Mbola ao Jesoa tia.
Izy ilay fahazavana hatrizay
Mbola hanazava anao indray
Ianao izay anaty aizina
Izay mitady fiainana.
Ref : Aoka hatoky Azy ny fonao
Atolory Azy ny fiainanao
F’Izy no hitantana ny hoavinao izay mampanahy anao
Jesoa ilay fahazavana hatrizay
Mbola hanazava anao indray
Ianao izay anaty aizina
Izay mitady fiainana.
Détails du fichier
Titre | Aoka hatoky azy |
Artiste | Fara Andriamamonjy |
Vitesse de transmission | 128 Kbits/s |
Durée | 00:40:31 |
Genre | Gospel |
Format disponible | WMA, MP3 |
Avis
Il n'y pas encore d'avis.