Description
Paroles de Vavako – TGC – Tononkira
Tsy hanadino Anao aho
Noho ny soa izay nomenao
Handray am-po ny teninao
Satria “tsisy” eh toa anao
Hanao ‘zay rehetra sitrakaao
Hankato ny didinao
Handà izao tontolo izao
Ka hiova ho vaovao
Ref : Tsy ho voavidiko e! ‘lay hazo nijalianao
Mbola tadidiko e! ‘lay mafy niaretanao
Ka raha sendra a! yaho na tratry ny fakam-panahy
Eo Ianao Zoky hiaro ahy
Tsy misy atahorako e ‘zay olona manafik ahy
Raha Ianao koa na Mpiahy
Ref : Tsara karakara ‘zaho zanakao
Mitombo isan’andro ny fahasoavanao
Ny asan’i santana (efa) nilaozanay
Sarobidy loatra Ray ny anilanao!
Handeha hanaraka Anao eny foana
Satria Ianao be fitiavana!
Vavaka – Tana Gospel Choir
- Type : produit numérique téléchargeable
- Format : Un fichier MP3 + Un fichier WMA + un fichier licence unique
- Qualité : 192 kbps
- Autorisations incluses par l’auteur :
- droit de lecture à titre personnelle et familiale
- aucune limite de téléchargement
- aucune limite de nombre d’ordinateur ou téléphone
Reviews
There are no reviews yet.