Description
Paroles de Stand by me – TGC – Tononkira
Amin’ny andro mampahory
Tsy misy antenaina intsony
Rehefa eo Ianao
Ny hazavana hiverina indray
Tsy hatahotra ny ho avy
Sy izay mbola hafarany
Eo Ianao Ray be fitia, hiaro anay
Te hiantso mafy Anao aho hoe
Ref : Stand by me
Tsy hiala Aminao intsony aho
Tsy ho azon’ny fakam-panahy
Fa ho eo Ianao Ray
Ho finoana ao anatiko ao
Hahazo hery, hahazo aina
Tsy lany andro aho hitaraina
Fa eo IanaoRay
Hazavana hamiratra indray
Te hiantsa mafy Anao aho hoe
Ref : Stand by me
Stand by me
Te hiantso mafy aho hoe
Stand by me
Aza avela ho very aho, Ray ô
Please stand by me,
Ny eo anilanao Ray no mahatsara ahy,
Aza avela ho very aho, fa mila Anao
Tano aho Ray ho akaikinao
Tantano aho, jereo
Aza avela ho very aho, jereo
Mila ny fanatrehanao isan’andro, Ray ô
Aza avela ho very aho, jereo
‘Zahay zanakao ambany masoandro ô!
Jereo zahay, jereo
Fa zanakao
Tantano aho, jereo
Raiso amin’ny tananao mahery aho
Tano aho Ray ho akaikinao,
Tantano aho, jereo
Stand by me – Tana Gospel Choir
- Type : produit numérique téléchargeable
- Format : Un fichier MP3 + Un fichier WMA + un fichier licence unique
- Qualité : 192 kbps
- Autorisations incluses par l’auteur :
- droit de lecture à titre personnelle et familiale
- aucune limite de téléchargement
- aucune limite de nombre d’ordinateur ou téléphone
Reviews
There are no reviews yet.