Famaritana
Paroles de Mandrakizay – TGC – Tononkira
Fahiny elabe,
Niztombohan’izao isika izao dia i Adama sy Eva e!
Sambatra be
Fa nomen’i Jehovah azy daholo ‘zay tsara sy meva e!
Kinanjo indrisy e!
Fa norebireben’isantana ilay vehivavy!
‘lay voankazo voarara
lasa ozona ho azy sy izay taranaka ho avy
Raha ny tantara dia izay,
Kanefa tsy izay fa…
Ref : FITIAVANA
No niantoanby anao
Tiany ianao mba hiverina e!
Handray aina vaovao
Fitavana “tsisy” toy izany e!
Hatrami’ny naha-tany ny tany
Satria ilainy ianao ho zanany
Saintsaino havako aby e!
Fa Jehovah dia maniry anao mba hiverina indray
Ka nanome ilay Zanany maminy indrindra ho anao sy ho ahy
Nanaiky ho sorona Jeso
Noratraina, avy eo novonoina, nijaly e!
Hamonjy ny olona
Sy ny fanahin’ny velona rehetra eto an-tany!
Raiso ho anao sy ho ahy izao fa…
Ref : Nitosatosaka ny fahasoavana e!
Anilanao Ray no mahatsara ahy
Tsapanao ve ‘lay fitiavana e!
Sambatra foana ny fanahy
Ho any an-danitra any e!
Soratanao any an-danitra any ny anaranany
MANDRAKIZAY
Mandrakizay – Tana Gospel Choir
- Type : produit numérique téléchargeable
- Format : Un fichier MP3 + Un fichier WMA + un fichier licence unique
- Qualité : 192 kbps
- Autorisations incluses par l’auteur :
- droit de lecture à titre personnelle et familiale
- aucune limite de téléchargement
- aucune limite de nombre d’ordinateur ou téléphone
Hevitra
There are no reviews yet.