Description
Paroles de Lelahy mahery – Joseph d’Af – Tononkira
Azôvy e, Azôvy ny mahavita maharesy ny fiainan-tsy hita e (maharesy ny fiainan-tsy hita e)
Azôvy e , Azôvy ty lehilahy mahavonjy ny fanahy e (mahavonjy ny fanahy e)
Izy e , Izy ny mpanjaka tompon’ny laka e (tompon’ny laka e)
Izy e , raha sendra mandalo , ory ny fahavalo
Ref : Lehilahy Mahery e (Jesoa) , Tompon’ny hery (Jesoa) , Izy no Anay (Jesoa)
Lehilahy Malaza a (Jesoa) , Tompon’ny laka e (Jesoa) , Mpanjakanay (Jesoa)
( x2 )
(Interlude)
Zovy e , Zovy ty lehilahy mandalo amin’ny tanana e (mandalo amin’ny tanana e)
Zovy e , Zovy ty lehilahy malaza amin’ny fahagagana e (amin’ny fahagagana e)
Izy e , Izy no mpanjaka tompon’ny laka e (Izy no mpanjaka tompon’ny laka e)
Izy e , raha sendra mandalo , ory ny fahavalo
Ref : Lehilahy Mahery e (Jesoa) , Tompon’ny hery (Jesoa) , Izy no Anay (Jesoa)
Lehilahy Malaza a (Jesoa) , Tompon’ny laka e (Jesoa) , Mpanjakanay (Jesoa)
( x2 )
(Interlude)
Dera sy laza ho anao e ,
Hery sy Haja Mandrakizay
Dera sy laza ho anao e

Avis
Il n'y pas encore d'avis.