Description
Paroles de Izay mino – Fara Andriamamonjy – Tononkira
Nandao antsika ireo havana
Lasana koa ireo namana
Tsy hiverina intsony
Saingy hijanona ao am-po ny soa nataony
Indraindray mitamberina ireo fotoana niarahana
Tsy hiverina intsony
Saingy izao no fanantenana hampitony:
Ref: Izay mino sy miandry ny Tompo
Mbola hifaly, afaka manantena tokoa
F’indray andro any mbola hihaona indray
Tsy hisento intsony eo anilan’ny Ray.
K’aza malahelo foana ny fo
F’izay maty ao amin’ny Tompo
Mbola hitsangana koa
K’indray andro any mbola hihaona indray
Tsy hisento intsony eo anilan’ny Ray.
Indraindray mitamberina ireo fotoana niarahana
Tsy hiverina intsony
Saingy izao no fanantenana hampitony:
Ref: Izay mino sy miandry ny Tompo
Mbola hifaly, afaka manantena tokoa
F’indray andro any mbola hihaona indray
Tsy hisento intsony eo anilan’ny Ray.
K’aza malahelo foana ny fo
F’izay maty ao amin’ny Tompo
Mbola hitsangana koa
K’indray andro any mbola hihaona indray
Tsy hisento intsony eo anilan’ny Ray.
Détails du fichier
Titre | Izay mino |
Artiste | Fara Andriamamonjy |
Vitesse de transmission | 128 Kbits/s |
Durée | 00:05:25 |
Genre | Gospel |
Format disponible | WMA, MP3 |
Avis
Il n'y pas encore d'avis.