Description
Paroles de Identité – Joseph d’Af – Tononkira
Ref : Hosana Hosana
Ho an ‘Andriamanitra mahagaga
Mpamonjy izy e
Toa azy ny identité ako e
Raha jereko ny eo aloha
Itako Jesoa mandresy
Raha jereko ny eo afara
Itako satana resy
Raha ny manodididna ahy
Izaho manoatra ny mpandresy
Jesosy no identité ako e
Tsy oriory ny fitahiana
Fa anjakan ‘ny fifaliana
Izay lazaiko tsy maintsy misy
Toy ny tamin’ny andron’ny genesisy
Ref : Hosana Hosana
Ho an Andriamanitra mahagaga
Mpamonjy izy e
Toa azy ny identité ako e
Raha jereko ny eo aloha
Itako Jesoa mahagaga
Raha jereko ny eo afara
I satana vaky vava
Na ny manodidina ahy
Tena vaky vava mihintsy
Hafahafa ny natiorako e
Jesosy no ato anatiko
Zanak’Andriamanitro
Izay lazaiko tsy maintsy misy
Toy ny tamin’ny andron’ny genesisy
Ooh ooh ooh
Ooh ooh ooh
Ref : Hosana Hosana
Ho an Andriamanitra mahagaga
Mpamonjy izy e
Toa azy ny identité ako e
Avis
Il n'y pas encore d'avis.