1
Description
Paroles de Ho an’Ilay – Fara Andriamamonjy – Tononkira
Ho an’Ilay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana
Sy ho an’ny Zanak’ondry anie,
Ny saotra sy ny haja,
Sy ny voninahitra,
Ary ny fanjakàna mandrakizay,
Mandrakizay. (2x)
Ref: Ny saotra sy ny haja,
Sy ny voninahitra, ary ny fanjakana,
Mandrakizay, mandrakizay.
Ho an’Andriamanitra, sy ny Zanak’ondry,
Mandrakizay, mandrakizay!
AMEN !
Détails du fichier
Titre | Ho an’ilay |
Artiste | Fara Andriamamonjy |
Vitesse de transmission | 128 Kbits/s |
Durée | 00:03:28 |
Genre | Gospel |
Format disponible | WMA, MP3 |
Avis
Il n'y pas encore d'avis.