Description
Paroles de Dinam-pitiavana – Joseph d’Af – Tononkira
Na ho mamy na mangidy
Zaho andeha hanompo anao
Na maro mpanankivy
Tsisy ahasaraka aminao
Na mandalo ady sarotra
Tsy hampiova ny fitia
Fitia tsy miady varotra Mandrakizay doria
Ref : Ianao ho ahy
Zaho koa ho anao tompo o! Dinam-pitiavana ho doria Babonao,resinao
Babo aho resinao tompo o! Hiram-pitiavana ho doria ouh ouh ouh
Ianao nandao ny lapa
Ka nidina tety
Niharitra nizaka
Ny fahoriana ety ho anao ny voninahitra
Ry tompo be fitia
Fitiavana maharitra mandrakizay doria
Ref : Ianao ho ahy
Zaho koa ho anao tompo o! Dinam-pitiavana ho doria Babonao,resinao
Babo aho resinao tompo o! Hiram-pitiavana ho doria ouh ouh ouh
Ilanao ho ahy
Zaho koa ho anao jeso
Dinam-pitiavana ho doria Babonao resinao tompo o! Hiram-pitiavana ho doria
azoko ny tsara ka tsy ho avelako fa tanako Ianao namonjy ahy am-balanao ny eo akaikinao no maha tsara ahy fiandrianako hiram-pitiavanao doria
Aianao ho ahy
Zaho ko ho anao
Babo aho resinao
Babo aho tsotr’izao tompo o! Dinam-pitiavana ho doria
Avis
Il n'y pas encore d'avis.