Anton’ny hirako – Joseph d’Af

500 Ar

Artiste : Joseph d’Af
Album : Jesosy no identité-ko

Vendu par Joseph d'Af
Signaler un abus
Catégorie :

Description

Paroles de Anton’ny hirako – Joseph d’Af – Tononkira

Andriamanitry ny fahatsarana ! Hihira ho anao aho.

Feno anao ny vavako, mipololotra avy ao am-po
Ny Anaranao no asandratro
Hihira aho ny herinao , nanosotra ahy hitory anao
Hitondra avo ny anaranao
Haleloia, haleloia,tsara Ianao
Haleloia, haleloia, tsara Ianao

Ny  anton’ny hirako sy fahavelomako
Dia  Ianao ry Ray, mandrakizay
Ny antony ivelomako sy ny anton’ny hirako
Dia Ianao, Ianao tokoa.

Andry iankinan’ny foko, vetson’ny fanahiko
Ny anaranao mamelona ahy.
Ny fahagagana vitanao, ny zava-drehetra  hainao atao
Tsy haiko ny tsy hihira ho Anao
Haleloia, haleloia, mendrika
Haleloia, haleloia, mendrika

Ny anton’ny hirako, fahavelomako
Dia ho Anao ry Ray, mandrakizay
Ny antony ivelomako sy ny anton’ny hirako
Dia Ianao, ho Anao tokoa

Ny antony ivelomako sy ny anton’ny hirako
Dia ho Anao, Anao tokoa.

Informations complémentaires

Artiste

Genre musical

Album

Format

MP3, WMA

Qualité musicale

192 Kbps

Avis

Il n’y pas encore d’avis.

Soyez le premier à laisser votre avis sur “Anton’ny hirako – Joseph d’Af”

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Questions et Réponses

Vous n'êtes pas connecté

Il n’y a pas d’autres offres

Vous aimerez peut-être aussi…