0
Description
Paroles de Ampy ho anao – Fara Andriamamonjy – Tononkira
Eto anatrehanao ry Ray, ‘ndreto izahay
Mitondra ny fanatitra fisaoranay
Fa mendrika indrindra Ianao
Ny handray ny dera, voninahitra, mandrakizay. (2x)
Ref : Avaozinao isa-maraina ho anay
Ny famindram-ponao sy ny fitiavanao anay
Ary isanandro Ianao miahy,
Milaza koa hoe: “Ampy ho anao ny fahasoavako”.
Détails du fichier
Titre | Ampy ho anao |
Artiste | Fara Andriamamonjy |
Vitesse de transmission | 128 Kbits/s |
Durée | 00:04:44 |
Genre | Gospel |
Format disponible | WMA, MP3 |
Reviews
There are no reviews yet.